Entry baka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka, Tambahoaka, Tanala] voninahitra [1.78]
  [Taisaka] hasina [1.78]
  [Tanala] haja [1.78]
 voninahitra [1.1]
 boròka, voninahitra, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62]
Explanations in English honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [1.2]
Explanations in French honneur, réputation [1.3]
  [Taisaka] honneur [1.82]
Compound words 
Compound words, titles, names 
Examples Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [1.1]

Entry baka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62]

Entry baraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13]
Explanations in French hymen [1.13]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Synonyms sarom-pivaviana

Entry baraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka, Sihanaka] henatra [1.78]

Entry baraka
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] hatramin' [1.78]

Entry Baraka
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Baraka [2.996]
 Barak [2.996]
Explanations in French Baraq [2.996]
Vocabulary 
Examples Ary nantsoin'i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [2.996]
Biblical quotes 
Articles 

Entry Barakà
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Berachah [2.996]
Explanations in French Beraka [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Beraka
Biblical quotes 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31