|
|
|
|

Entrée1  banky fametraham-bola
Mots élémentaires  2  banky, fametrahana, vola
Partie du discours  3  locution
Vocabulaire  4  Economie: finances, gestion
Explications en malgache  5  banky mandray petra-bola avy amin'ny olon-tsotra ary mampiasa izany amin'ny fampindramana amin'ny fepotoana fohy [1.13]
Explications en français  6  banque de dépôt [1.13]

Mis à jour le 2023/04/16