Entry baliaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon' akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon' akanjo dia balelaka [1.1]
Explanations in English same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka. [1.2]
Explanations in French ouvert, équarquillé, décolleté [1.3]
Explanations in Malagasy mivelatra be [2.643]
Morphology 
baliaka
balia-
Derivatives 
Compound words 
Examples 
1Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako? [2.499]
2Te haniteraka hazavana ao ambadiky ny raho-manify ny fisandratry ny masoandro baliaka. [2.470]
3Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643]

Entry baliaka
Part of speech noun
Explanations in French Préparation censée faire repousser les cheveux : « mampaniry volo » d'après Rakoto Ratsimamanga ; Gazety Medikaly 1re année, n°37-38 (août septembre 1976) en langue malgache. [1.196]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31