Entry baliaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon' akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon' akanjo dia balelaka
Explanations in English  [Richardson 1885] same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka.
Explanations in French  [Abinal 1888] ouvert, équarquillé, décolleté
Explanations in Malagasy  [Randriamiadanarivo: Sikajy] mivelatra be
Derivations 
Morphology 
baliaka
balia-
Examples 
1 [Rajaonarivelo: Bina, page 52] Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako?
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 175] Te haniteraka hazavana ao ambadiky ny raho-manify ny fisandratry ny masoandro baliaka.
3 [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 96] Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona.

Entry baliaka
Part of speech noun
Explanations in French  [Boiteau 1997] Préparation censée faire repousser les cheveux : « mampaniry volo » d'après Rakoto Ratsimamanga ; Gazety Medikaly 1re année, n°37-38 (août septembre 1976) en langue malgache.

Updated on 2020/07/31