Entry Baiboly
Part of speech name (book or play title)
Explanations in Malagasy ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. [Randzavola: Baiboly page 115]
 Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao [Rajemisa 1985]
Explanations in English the Scriptures, the Bible [Richardson 1885]
Explanations in French nom que les Protestants donnent à la Bible [Abinal 1888]
Author 
Origin English: bible.
Synonyms biblia
Compound words, titles, names 
Examples 
1Mamaky ny baiboly ny sasany. [FOFAFIPE: Haivola, page 77]
2Mba nomena Baiboly izy hamaky. [Ravelomanana: Lalana, page 133]
3Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny Baiboly. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 130]
4dia ny mampiely Baiboly homena ny olona tahanana Baiboly [Cohen-Bessy: Rakotovao]
5Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny Baiboly ny anaran-dRadama. [Rabary: Daty]
Articles 
Table of Contents 
Tables and plates All the titles

Updated on 2021/01/16