Entry bahana
Part of speech noun
Explanations in English  [Richardson 1885] sitting or standing in a straddling manner.
  [Hallanger 1973] a straddling
Explanations in French  [Abinal 1888] Position des membres écartés, surtout des jambes
  [Hallanger 1974] position des jambes écartées
Derivations 
Examples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 230] Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 44] Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony.
Quotes 

Entry bahana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena
Explanations in English  [Richardson 1885] an impediment, a hindrance, a barrier.
Explanations in French  [Abinal 1888] barrière
Derivations 

Updated on 2020/07/31