Entry ba
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mba
  [Rakotosaona 1975] [Tanala] mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?)
Explanations in French  [Deschamps 1936] [Taisaka] marque l'interrogation

Entry ba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] Fery, vay
Vocabulary 
Synonyms bay
Quotes 

Entry ba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
¶ Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany
Explanations in English  [Richardson 1885] bar in music [Eng. Bar.]
  [Hallanger 1973] a measure in music; time in music
Explanations in French  [Hallanger 1974] mesure en musique
Vocabulary 
Origin English: bar. French: battre (la mesure).
Compound words, titles, names 
Examples  [Madagascar Tribune , 2009/11/12] Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny Ba Gasy
Quotes 

Entry ba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
¶ Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro
Explanations in English  [Richardson 1885] stockings, socks. [Fr. Bas]
  [Hallanger 1973] knitting
Explanations in French  [Hallanger 1974] [français bas] tricot
Vocabulary 
Derivations 
Origin French: bas.
Compound words, titles, names 
Analogs  akanjo ba ~ ban-kiraro

Entry ba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo
Explanations in English  [Richardson 1885] [Sakalava] a shrub
Vocabulary 

Entry ba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
¶ Dabilio
Origin French: banc.

Entry ba~
Part of speech prefix [Words with ba~]
Explanations in English  [Richardson 1885] a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka]

Entry Ba
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  [3.1] Singa mivaingana, faha-56 amin'ny firaketan'i Mendeleiev.
Explanations in English  [3.1] Barium.
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31