Entry | avona | ||||||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray ¶ Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra ¶ Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony ¶ Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explanations in English | pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Vocabulary | Emotions | ||||||||||||||||
Derivations |
| ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Synonyms | avonavona ~ anjonanjona ~ dohadoha ~ eboebo ~ rehareha ~ tohatoha | ||||||||||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word avona | ||||||||||||||||
Entry | avona | ||||||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Akalam-bay, votoatiny [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explanations in English | the core of boils. (Prov.) See akalana. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Explanations in French | [Tankarana] bourbillon des furoncles. [David: Dialectes (takila A)] | ||||||||||||||||
Vocabulary | Health | ||||||||||||||||
Entry | avona (vona) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Updated on 2022/04/21 |
![]() |