Entry | avoaka (voaka) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Roahina: Avoahy any io alika io ¶ Asaina hiala ny trano: Navoaka ny mpiasa fa hasiana D.D.T. ao an-trano ¶ Esorina avy ao anaty: Navoaka daholo ny zavatra rehetra tao anaty vatany ¶ Lazaina: Nanohina ny fon' ny olona ny teny navoakan' ny vavany ¶ Lazaina am-pahibemaso: Misy didy vao navoakan' ny fanjakana vao haingana momba ny halatra omby ¶ Aposaka: Avoahy tsara eto anoloan' ny fitsarana izay zavatra fantatrareo ¶ Aseho voalohany ho hitan' ny olona: Itỳ no boky faharoapolo navoakako [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explanations in French | qu’on fait sortir, qu’on sort, qu'on accompagne en sortant, qu’on envoie, qu’on expédie, qu’on chasse, qu’on livre, qu’on montre, qu’on manifeste, qu’on découvre, qu'on exhibe, qu’on dit, qu’on révèle, qu’on dénonce, qu’on publie, qu’on prononce, dont on rend compte [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word avoaka | ||||||||||||||||
Updated on 2022/02/05 |
![]() |