Entry |
ava
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa ¶ Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [Rakotosaona 1975]
|
| [Tanala]
[Rakotosaona 1975]
|
| Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | weeding [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | sarclage [Hallanger 1974]
|
Derivations |
|
Entry |
ava
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ambany; toerana idinan'ny rano
mikoriana avy any ambony na "erà" [Rajemisa 1985]
|
Antonyms |
|
Entry |
Avà
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Ivah [Baiboly]
|
Explanations in French | Ivva [Baiboly]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Quotes |
|