Entry atỳ
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra
Explanations in English  [Hallanger 1973] here, not in sight
Explanations in French  [Hallanger 1974] ici, pas visible
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entry aty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany
Explanations in English  [Hallanger 1973] the insides of anything; a room
Explanations in French  [David: Dialectes (takila B)] [Tankarana] intérieur
  [Abinal 1888] intérieur, ce qui est au dedans
  [Hallanger 1974] l'intérieur, le dedans
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Compound words, titles, names 

Entry aty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona
Explanations in English  [Hallanger 1973] the liver
Explanations in French  [David: Dialectes (takila B)] [Tankarana] foie; poumon
  [Abinal 1888] foie
  [Hallanger 1974] le foie
Vocabulary 
Morphology 
aty
atiko
atinao
atiny
atintsika
atinay
atinareo
atin'
atin-
atim-
Compound words, titles, names 
Analogs  atin-kena
Quotes 

Entry aty
Part of speech noun
Explanations in French  [Boiteau 1997] [Merina] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir ci-dessus atin-kazo.
Vocabulary 

Entry aty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina

Updated on 2020/07/31