Entry | atsinanana | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [Rajemisa 1985] | ||||
Explanations in English | the east; atinanana is used in provinces. [Richardson 1885] | ||||
the east [Hallanger 1973] | |||||
Explanations in French | est [Abinal 1888 page 66, Hallanger 1974] | ||||
Vocabulary | Space | ||||
Derivations |
| ||||
Morphology |
| ||||
Other spellings | atinanana | ||||
Antonyms | andrefana | ||||
Compound words, titles, names |
| ||||
Analogs | avaratra ~ atsimo ~ andrefana | ||||
Examples |
| ||||
Quotes | Proverbs containing the word atsinanana | ||||
Entry | Atsinanana | ||||
Part of speech | name (toponym) | ||||
Explanations in Malagasy | faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1] | ||||
Vocabulary | Politique | ||||
Tables and plates | The twenty-two regions | ||||
Illustrations |
| ||||
Updated on 2021/11/10 |
![]() |