Entry atsimo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra
Explanations in English  [Richardson 1885] the south. Atimo, and ambalaka used in the provinces.
  [Hallanger 1973] the south
Explanations in French  [Abinal 1888 page 66, Hallanger 1974] sud
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
atsimo
atsimony
atsimon'
atsimon-
atsimom-
Other spellings 
Synonyms ambalaka
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Analogs  avaratra ~ atsinanana ~ andrefana
Examples  [Andraina: Mitaraina, page 196] Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
Quotes 

Entry atsimo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Kely haja, mahantra

Updated on 2022/01/25