Entry Atoa
Part of speech noun (abbreviation)
Explanations in Malagasy  [3.1] Andriamatoa
Vocabulary 
Antonyms 
Examples 
1 [Ravelomanana: Lalana, page 128] Ary dia tsy lany solombavambahoaka moa Atoa Ravelojaona.
2 [Randriamamonjy: Tantara, page 4] Tia tanindrazana sy mpanompon' ny Firenena Atoa Randriamamonjy F.

Entry atoa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Antsa na hira miaraka amin' ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha
Explanations in English  [Richardson 1885] a song sung in honour of the sovereign, the idols, or at the time of circumcision.
Vocabulary 
Derivations 

Entry atoa
Part of speech preposition [full list]
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] etsy
Explanations in French  [Deschamps 1936] [Taisaka] là (près)
Synonyms ato

Updated on 2020/07/31