|
|
|
|

Teny iditra1  asotry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 volana fahatelo amin'ny taona. [Tambahoaka] [1.78]
4 fararano, ririnina. [Taimoro] [1.78]
5 tonontaona mangatsiaka, ririnina (may - jolay). [Taisaka] [1.78]
6 ririnina. [Bara] [1.78]
7 volana fahenina amin'y taona. [Bezanozano] [1.78]
8 volana iray amin'ny volana. Mahery varatra io volana io. Volana faha-12: Ny volana asotry no mamarana ny taona. [Betsimisaraka] [1.78]
9 anaram-bolana voalohany amin'ny taona. [Sihanaka] [1.78]
10 fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana. [1.13]
11 fotoanan'ny main-tany, ririnina. [Masikoro] [2.606#151]
Fanazavàna teny frantsay  12 saison fraîche, d'avril à juillet. [Taisaka] [1.82]
13 mois sakalava correspondant à décembre.. [Tankarana] [1.19]
14 saison sèche. [1.13]
Voambolana  15  Fotoana
Tovy hevitra  16 main-tany, sotry
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  92 asotry, 93 atsiro, 94 atsory, 95 isotra, 96 ositra, 97 ratsio, 98 soitra, 99 soraty, 100 Troasy, 101 tsiaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13