Entry asabotsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro, manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady [1.10]
 Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina: fitomaniana ny maty, fanaovana ny famoizana sy afana. [1.1]
Explanations in English Saturday [1.2, 1.7]
Explanations in French samedi [1.3, 1.8]
 (var. sabotsy) Samedi [1.5]
Explanations in Italian sabato [1.18]
Explanations in German Samstag. -- Das erste Spiel gibt es am Samstag nach der Sommerpause. Asabotsy tsy fiasana: ein arbeitsfreier Samstag. Synonym: Sonnabend [1.56]
Vocabulary 
Other spellings 
Tables and plates Measure of Time
Examples 
1Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
2Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472]
Proverbs 

Entry Asabotsy
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in English the place of holding Saturday's market. [1.2]
Explanations in French Nom des marchés qui se tiennent en ce jour. [1.3]
 Le marché du samedi [1.5]
Vocabulary 
Examples ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra Asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora. [2.48]

Updated on 2020/11/22