Entry asabotsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Ravelojaona 1937] (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro, manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady
  [Rajemisa 1985] Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina: fitomaniana ny maty, fanaovana ny famoizana sy afana.
Explanations in English  [Richardson 1885, Hallanger 1973] Saturday
Explanations in French  [Abinal 1888, Hallanger 1974] samedi
  [Rajaonarimanana 1995] (var. sabotsy) Samedi
Explanations in Italian  [Profita 1969] sabato
Explanations in German  [Bergenholtz 1991] Samstag. -- Das erste Spiel gibt es am Samstag nach der Sommerpause. Asabotsy tsy fiasana: ein arbeitsfreier Samstag. Synonym: Sonnabend
Vocabulary 
Other spellings 
Tables and plates Measure of Time
Examples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15] Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady.
2 [Andraina: Mitaraina, page 57] Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay.
Quotes 

Entry Asabotsy
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in English  [Richardson 1885] the place of holding Saturday's market.
Explanations in French  [Abinal 1888] Nom des marchés qui se tiennent en ce jour.
  [Rajaonarimanana 1995] Le marché du samedi
Vocabulary 
Examples  [Callet: Tantara, page 75] ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra Asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora.

Updated on 2020/11/22