Entry arira
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano).
Explanations in English  [Richardson 1885, Hallanger 1973] a legend, a fable
Explanations in French  [Rajemisa: Vakoka] histoire amusante
  [Hallanger 1974] conte, histoire amusante
Vocabulary 
Derivations 
Analogs  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria
Quotes 

Updated on 2020/07/31