|
|
|
|

Entrée (1/4)1  ariary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Anaran' ny vola izay nataon' ny Malagasy ho venty na fototry ny volany fahizay, ka ny sandany dia 4,80 frs tany aloha ary 5,00frs taty aoriandriana. Ny ariary no novakina ka nahazoana ny vola madinika na vakim-bola rehetra: ny 1/2: loso; ny 1/3: sasanangy; ny 1/4: kirobo; ny 1/6: venty / ny 1/8: sikajy; ny 1/72: eranambatry. Matetika no hafohezina ho ary fotsiny ny teny hoe ariary raha miaraka amin' ireto teny ireto: zato, folo, sivy, valo, fito, enina, dimy, efatra, telo, roa: Ary zato, ary folo..., mitovy amin' ny hoe: ariary zato, ariary folo [1.1]
Explications en anglais  4  a dollar; usually used of cut money. [Ar. al-rial, from Sp. Real.; Swa. reale.] See farantsa. [1.2]
5  a "dollar", five francs [1.7]
Explications en français  6  une "piastre", cinq francs [1.8]
Vocabulaire  7  Economie: finances, gestion
Mots composés 
Titres  9  Ilay ariary mahantra (Rapatsalahy Paul)
Citations  10  Textes citant ariary

Entrée (2/4)11  ariary
Partie du discours  12  nom
Explications en français  13  nom d'une espèce de cordages, haubans. [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  14  Navigation

Entrée (3/4)15  ariary
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  velarana [Betsimisaraka] [1.78]
Explications en français  18  surface [1.78]

Entrée (4/4)19  ariary
Partie du discours  20  préposition [Liste complète]
Explications en malgache  21  manodidina [Taimoro] [1.78]

Anagrammes  22  ariari, ariary, arirai, iarira, iraria, rairay, riaria

Mis à jour le 2020/07/31