Entry araka
Part of speech preposition [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika
Explanations in English  [Hallanger 1973] according to, following
Explanations in French  [Abinal 1888, Hallanger 1974] selon, suivant
  [Abinal 1888] d'après, en proportion
Derivations 
Compound words, titles, names 
 
Examples 
1 [Abinal 1888, page 59] araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion)
2 [Abinal 1888, page 59] araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire)
3 [Abinal 1888, page 59] araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail)

Entry araka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso
Explanations in French  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] action de suivre, d’accompagner
¶ action de réclamer, d'imiter
  [Abinal 1888] ¶ action de revendiquer
¶ action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter
Derivations 
Morphology 
araka
arako
arakao
arany
aratsika
arakay
arakareo
arak'
ara-
araky
Compound words, titles, names 

Entry araka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] reraka, sasatra

Entry araka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Ravelojaona 1937] karazan-toaka mahery
Origin Arabic: araq.

Updated on 2022/03/20