Entry |
araika
(raika)
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | to be inclined, to be made to lean. [Richardson 1885]
|
Morphology |
araika
araiko
araikao
arainy
araitsika
araikay
araikareo
araik'
arai-
| |
naraika
naraiko
naraikao
narainy
naraitsika
naraikay
naraikareo
naraik'
narai-
| |
haraika
haraiko
haraikao
harainy
haraitsika
haraikay
haraikareo
haraik'
harai-
| |
araikeo, areho | |
|
|