Entry |
arahaba
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena ¶ Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.] [Richardson 1885]
|
| a greeting; congratulations [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | salut, félicitations [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| salutation [Abinal 1888]
|
Vocabulary |
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
|