Entrée | 1 aposaka (posaka) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra 4 Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be shown; to be revealed [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on montre, qu'on révèle [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 apasoka, aposaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |