Entry aongana (ongana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Azera ambony ambany: Naongan' ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano
¶ Aetry amin' ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan' ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa
¶ Esorina amin' ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben' ny fivondronana intsony izy
Explanations in English  [Richardson 1885] to be thrown down, to be reduced in rank, to be expelled from a company, etc.
  [Hallanger 1973] to be thrown down; to be overthrown (of a ruler or a government); to be excommunicated
Explanations in French  [Hallanger 1974] qu'on fait tomber; qu'on renverse (se dit d'un gouvernement ou d'un chef d'état); qu'on excommunie
Morphology 
aongana
aongako
aonganao
aongany
aongantsika
aonganay
aonganareo
aongan'
aongan-
aongam-
aonga-
naongana
naongako
naonganao
naongany
naongantsika
naonganay
naonganareo
naongan'
naongan-
naongam-
naonga-
haongana
haongako
haonganao
haongany
haongantsika
haonganay
haonganareo
haongan'
haongan-
haongam-
haonga-
aongano

Updated on 2020/07/31