Entry aomba (omba)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asaina momba na amporisihina homba (antoko na olona iray): Rakoto no naombany ny antokonay [1.1]
Morphology 
aomba
aombako
aombanao
aombany
aombantsika
aombanay
aombanareo
aomban'
aomban-
aombam-
naomba
naombako
naombanao
naombany
naombantsika
naombanay
naombanareo
naomban'
naomban-
naombam-
haomba
haombako
haombanao
haombany
haombantsika
haombanay
haombanareo
haomban'
haomban-
haombam-
aombano

Anagrams ambao, amboa

Updated on 2020/07/31