Entrée | 1 antsy |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Outils |
Explications en malgache |
4 kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [Betsimisaraka]
[1.78] 5 antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Tanala] [1.78] 6 Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1] |
Explications en anglais |
7 a knife [1.2, 1.7] |
Explications en français |
8 canif [1.3] 9 couteau dont la lame se replie [1.3] 10 couteau [1.8, 1.13] |
Exemples |
11 Dia ny antsy izany no mahery! [2.69] 12 Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442] |
Synonymes | 13 antsibe |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot antsy |
Article |
23 Randzavola: antsy ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/05/24 |