Entrée (1/3) | 1 antoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 fiantsoana ho tsaraina [Taimoro] [1.78]4 Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato 5 Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina 6 Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ 7 Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany [1.1] |
Explications en anglais | 8 pledge [1.2, 1.7]9 surety, surety-ship, responsibility. See adidy, andraikitra [1.2]10 a guarantee; insurance [1.7] |
Explications en français | 11 assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête [1.3]12 caution, garantie [1.8, 1.13]13 assurance [1.8]14 sécurité, gage, hypothèque, aval [1.13] |
Exemples |
15 Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny. [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot antoka |
Article |
24 Randzavola: antoka na tsatoka ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/3) | 25 antoka |
Partie du discours | 26 nom |
Explications en anglais | 27 a nod of assent. [1.2] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 31 antoka |
Partie du discours | 32 nom |
Explications en malgache | 33 tsatokazo [Tambahoaka] [1.78] |
Explications en anglais | 34 same as antoko, a trivet. See toko. [Provincial] [1.2] |
Anagrammes | 35 antoka, kantao, katona, kotana, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka |
Mis à jour le 2024/08/15 |