Entry anoloana (ana, oloana)
Part of speech adverb [full list]
Regional synonyms aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, anoloana, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana eo alohan' ny tena: Mijoro eo analoan' ny mpampianatra ny mpianatra ~ Mipetraha eo anoloana ianao
Explanations in English  [Richardson 1885] Before, in the presence of
Explanations in French  [Abinal 1888 page 460, Rajaonarimanana 1995] en présence
  [Abinal 1888 page 460] devant, devant la façade
  [Rajaonarimanana 1995] par devant
Morphology 
anoloana
anoloako
anoloanao
anoloany
anoloantsika
anoloanay
anoloanareo
anoloan'
anoloan-
anoloam-
anoloa-
Examples 
1 [Andraina: Sahabe, page 3] Nikendry anoloana, niandry ny hoe:
2 [Rasamuel: Zanakantitra] Amin'io andro fanandratana azy io no anoloana ny lambany.
3 [Andriamalala: Fanagasiana] Iaraha-mahalala ny fahalementsika eo anoloana ny kolikoly amim-bola.

Entry anoloana (solo)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [Richardson 1885]
Explanations in French  [Abinal 1888 page 624]
Morphology 
anoloana
anoloako
anoloanao
anoloany
anoloantsika
anoloanay
anoloanareo
anoloan'
anoloan-
anoloam-
anoloa-
nanoloana
nanoloako
nanoloanao
nanoloany
nanoloantsika
nanoloanay
nanoloanareo
nanoloan'
nanoloan-
nanoloam-
nanoloa-
hanoloana
hanoloako
hanoloanao
hanoloany
hanoloantsika
hanoloanay
hanoloanareo
hanoloan'
hanoloan-
hanoloam-
hanoloa-
anoloy

Updated on 2022/06/22