Entry | ankina | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina ¶ Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1] | |||||||||||||||
hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13] | ||||||||||||||||
Explanations in English | [root] [1.2] | |||||||||||||||
Explanations in French | appui, soutien, charge, responsabilité [1.3] | |||||||||||||||
axiome [1.13] | ||||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Anagrams | kanina, kinana, ankany |
Updated on 2023/01/06 |
![]() |