Entry ankina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina
¶ Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy.
  [SLP 1986] hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony
Explanations in French  [SLP 1986] axiome
Derivations 
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31