Entry | ankamasinina (masina (hasina)) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Anaovana fombam-pivavahana mba ho masina, hahazo hery, fahefana: Hamasino ireto fanatitra ireto, Zanahary ô! ¶ Hajaina, tsaohina: Hohamasinina anie ny anaranao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Synonyms | hamasinina | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |