Entrée (1/5) | 1 angano |
Radical | 2 angana |
Partie du discours | 3 impératif du verbe passif anganina [Liste complète] |
Entrée (2/5) | 4 angano |
Radical | 5 gana |
Partie du discours | 6 impératif du verbe relatif anganana [Liste complète] |
Entrée (3/5) | 7 angano |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà 10 Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ 11 Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [1.1] 12 tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [1.13] |
Explications en anglais |
13 a fable [1.2, 1.7] 14 a tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [1.2] |
Explications en français |
15 conte [1.3#44, 1.8, 1.54, 1.13] 16 fable [1.3#44, 1.8] 17 farce, historiette [1.3#44] 18 enjolivements, superfétation [1.3#44] |
Vocabulaire |
19 Littérature: (en général) |
Dérivés |
|
Analogues | 25 anjabobo, anoano, arira, fasitara, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty, taria |
Mots composés |
|
Titres |
29 Angano aman-tantara : famakian-teny (Rabenandrasana Lalao François) 30 Anganon' i dadatoa : niainga hono, indray andro hono (Rabenandrasana Lalao François) 31 Anganon'ny Ntaolo : Tantara mampiseho ny fomban-drazana sy ny finoana sasany mananany (Dahle L.) |
Citations | 32 Textes citant angano |
Article |
33 Randzavola: angano ao amin' ny Baiboly |
Entrée (4/5) | 34 angano |
Partie du discours | 35 nom |
Explications en malgache |
36 fanafintohinana [Betsimisaraka]
[1.78] 37 Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [1.1] |
Explications en anglais |
38 trouble, calamity [1.2] 39 a calamity [1.7] |
Explications en français |
40 malheur [1.3#44, 1.8] 41 calamité [1.8] |
Mots composés |
|
Entrée (5/5) | 43 angano |
Partie du discours | 44 nom |
Explications en français |
45 chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!) [1.3#44] |
Anagrammes | 46 angano, angona, anonga, aongan, goanan, gonana, nagaon, nagoan, nagona, naonga, ngoana, ongana |
Mis à jour le 2024/12/10 |