Entrée angady (hady)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady [1.1]
Explications en anglais A spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. [1.2]
 A spade; [1.7]
Explications en français Bêche [1.8, 1.13]
Vocabulaire 
Synonymes fangady
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/05/16