Entry |
an-dry
(any, ry)
|
Part of speech | morphological form of any and ry
|
Examples |
|
|
Entry |
andry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby. [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | [Mal. diyan, mandiyan.] [Richardson 1885]
|
Explanations in French | la position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché ¶ la paix, la tranquillité ¶ l'état de ce qui est figé, gelé, caillé [Abinal 1888]
|
Derivations |
|
Entry |
andry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo. [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | a pillar, a post [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Explanations in French | pilier ¶ (fig) soutien [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| colonne [Abinal 1888]
|
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
Toponymy |
|
|
Entry |
andry
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | waiting, guarding [Richardson 1885]
|
Explanations in French | attendu, qu'on peut attendre [Abinal 1888]
|
Derivations |
|
Entry |
andry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy ¶ fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | watch [Richardson 1885]
|
Explanations in French | garde, surveillance, veille [Abinal 1888]
|
|
Entry |
andry
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
sandry [Rakotosaona 1975]
|
|
Entry |
Andry
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Compound words, titles, names |
|
|