Entrée androngo
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [1.1]
Explications en anglais A species of lizard. [1.2]
 A lizard [1.7]
Explications en français Lézard gris [1.54]
 Lézard [1.8]
Exemples ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [2.69]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Zoonymes 
Phytonymes 
Analogues  antsiantsy ~ matahotrandro ~ sitry
Proverbes 
Illustrations 

Mis à jour le 2023/08/15