Entry Andriantsimitoviaminandriandehibe (andriana, tsy, tovy, lehibe)
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Allegation Word or expression seen in: tranofitomiandalana
Examples 
1 [Randriamamonjy: Tantara, page 349] Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana Andriantsimitoviaminandriandehibe.
2 [Fagereng: Tantara, page 28] Tsy nanaiky izany anefa Andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa.
3 [Callet: Tantara, page 284] Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' Andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo;

Updated on 2020/07/31