Entry Andriampenitra (andry, fenitra)
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy
Explanations in English  [Richardson 1885 page 179] a tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island.
Explanations in French  [Abinal 1888 page 162] nom d'une caste

Updated on 2020/07/31