Entry | andrana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny ¶ Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana? ¶ Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo ity laoka. [Rajemisa 1985] | |
fitsapana mialoha ny tena izy ¶ fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro [SLP 1986] | ||
Explanations in English | attempt, trial, taste. [Richardson 1885] | |
Explanations in French | expérience, test ¶ essai [SLP 1986] | |
Derivations |
| |
Quotes | Proverbs containing the word andrana | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |