|
|
|
|

Entrée1  andosirana
Radical  2  lositra
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en anglais  4  from whom who flees [1.7]
Explications en français  5  [1.3#400]
6  qu'on fuit [1.8]
Exemples  7  Hanky 'zany ve, Rafatro, 'ty andosirana tsy tanty? [2.1022]
8  Anjara tsy azo andosirana, teny jadona tsy azo valiana. [2.296]
9  Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14  andosirana, anindroasa

Mis à jour le 2023/01/20