|
|
|
|

Entrée1  anaty rova
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  ny faritra ao anatin' ny rovan' ny mpanjaka na ny solony tany ivelan' Antananarivo, toy ny komandy, governora, izay nanaovana rova hitoerany [1.1]
Mots élémentaires  4  anaty, rova

Mis à jour le 2023/01/21