Entry anaty (aty)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina
Explanations in French  [Hallanger 1974] interne
  [SLP 1986] intrinsèque, intérieur
  [Abinal 1888] interne: Aretina anaty (Maladie interne)
  [Rajaonarimanana 1995] interne: Akanjo anaty (Sous-vêt [...]
Compound words, titles, names 

Entry anaty (any, aty)
Part of speech preposition [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo
Explanations in English  [Hallanger 1973] inside
Explanations in French  [Abinal 1888] dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine)
  [Rajaonarimanana 1995] dans, au-dedans, parmi
Vocabulary 
Morphology 
anaty
anatiko
anatinao
anatiny
anatintsika
anatinay
anatinareo
anatin'
anatin-
anatim-
tanaty
tanatiko
tanatinao
tanatiny
tanatintsika
tanatinay
tanatinareo
tanatin'
tanatin-
tanatim-
Toponymy Place names having the word anaty (1): Alakamisy-Anativato

Entry anaty (any, aty)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in English  [Hallanger 1973] inside
Explanations in French  [Abinal 1888] intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement)
  [Hallanger 1974] intérieurement
  [Rajaonarimanana 1995] intérieurement: Mihomehy anaty [...]
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31