Entry |
anatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny ¶ Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao ¶ Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | advice, admonition [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| counsel, instruction, correction, reproof, rebuke [Richardson 1885]
|
Explanations in French | conseil, admonition [Hallanger 1974]
|
Derivations |
Quotes |
|