Entrée | 1 Anatirova |
Partie du discours | 2 nom propre (toponyme) |
Exemples |
3 Nisy fitopolo ny Vadintany Ambony tao anatirova [2.508#499] 4 Mikorontana ianareo aty anatirova, mikorontana koa ny any [2.528#126] 5 Nampidirina tao anatirova ireo, ka nampisehoan' ireo Betsileo ireo fahaizana [1.437] 6 Voninahitra e izany ka natolotro ny tenako, Ary dia ao anatirova no ho fasana hilevenako! [2.1022] 7 Herintaona no nipetrahany tao anatirova, dia nangataka hampianatra tany Ambohitromby izy [2.649#1065] |
Mots élémentaires | 8 anaty, rova |
Tableaux et planches |
9 Liste complète |
Anagrammes | 10 Anatirova, ivarotana |
Mis à jour le 2023/11/30 |