Entry anarana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ
¶ Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
  [SLP 1986] iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana
Explanations in English  [Richardson 1885, Hallanger 1973] name
  [Richardson 1885] appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank)
Explanations in French  [Hallanger 1974, SLP 1986] nom
  [SLP 1986] dénomination
Vocabulary 
Morphology 
anarana
anarako
anaranao
anarany
anarantsika
anaranay
anaranareo
anaran'
anaran-
anaram-
anara-
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word anarana (1): Tomponanarana

Entry Anarana
Part of speech name (book title)
Author Rapatsalahy Paul
Publishings 1981. Edisiona Takariva. Width: 11.5cm. Height: 16cm. Pages: 20.
Tables and plates All the titles

Updated on 2022/11/13