Entry | anaram-bosotra (anarana, vosotra) | |
Part of speech | expression | |
Explanations in Malagasy | fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra [1.1] | |
Explanations in French | a nickname [1.8] | |
sobriquet, surnom [1.8] | ||
Updated on 2022/06/08 |
![]() |