|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anano
Fototeny  2 anana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ananana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#36]
Ohatra  4  Mba anano herimpo kely, ka andramo: hajao. [2.245#182]

Teny iditra (2/2)5  añano
Sokajin-teny  6  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  7 ananona [Mahafaly] [1.78]

Fivaditsoratra  8 añano, anano, 9 añona, anona, 10 naona, ñaoña, 11 noana, 12 onana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/18