Entrée | 1 anamalaho |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Botanique: herbe |
Explications en malgache |
4 Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo [1.1] 5 Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces) [1.1] 6 Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [1.1] |
Explications en anglais |
7 Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. [1.2] 8 A strong aromatic leafy vegetable [1.7] |
Explications en français |
9 Herbe potagère au goût aromatique amer [1.8] |
Exemples |
10 Ary ny anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa. [1.357#] 11 Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana [2.245#] |
Mots élémentaires | 12 anana, malaho |
Phytonymes |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot anamalaho |
Anagrammes | 16 amolahana, anamalaho, hamaolana, mahaolana |
Mis à jour le 2024/08/13 |