Entrée | 1 anamadinika |
Mots élémentaires | 2 anana, madinika |
Partie du discours | 3 nom |
Vocabulaire |
4 Botanique: légume |
Explications en malgache |
5 Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa, anantarika, anantsinahy... (Ireo anana tena famboly: anamamy, anantsonga... dia tsy mba natao ho anisany) [1.1] |
Explications en français |
6 (de anana = herbe comestible, et madinika = ténu, très petit). Nom collectif de plusieurs petites herbes spontanées, rudérales, qu'on fait cuire pour assaisonner le riz : voir anampatsa, anantarika et anatsinahy. [Merina]
[1.196] |
Mis à jour le 2024/08/13 |