Entry anaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara, Betsileo] zanaka
  [Rajemisa 1985] Teny mitovy tsy misy hafa amin' ny hoe zanaka, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto fombam-pehezanteny manaraka ireto: a) raha misy mpamaritra anarana eo alohany: Efa lehibe anaka Razay ~ Maro anaka izy ~ Vao maty anaka Rabe. b) raha atao teny enti-miantso: Hendre tsara, anaka
Explanations in English  [Richardson 1885] a child, the young of anything; any one treated with affection; an affectionate and respectful mode of address. Avia, anaka, Come, child. This word anaka is also always used in the provinces where zanaka would be used in Imerina. [Mal. anak.]
  [Hallanger 1973] a child
Explanations in French  [Hallanger 1974] enfant, mon cher enfant:
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 25] " "Eny, anaka," hoy Rafotsibe, "fa misaotra anareo aho.
2 [Rajohanesa: Kintana] Izao no teniko aminao anaka:
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 89] Efa lehibe anaka izy Ravokatra:
4 [Andraina: Mitaraina, page 159] Nanana anaka i Neny tamin' iny taona nahafahako fanadinana iny.
Quotes 
Articles 

Updated on 2022/07/18