Entry | an' an- | ||||||||||||
Part of speech | morphological form of any | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | (am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...):
a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly. Tsy nahalala an' izany velively izy;
b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono. ¶ Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory ¶ Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Entry | an~ | ||||||||||||
Part of speech | prefix | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika) [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Entry | ~an~ | ||||||||||||
Part of speech | infix | ||||||||||||
Entry | an
![]() | ||||||||||||
Part of speech | article | ||||||||||||
Explanations in English | iray, anankiray [Hallanger 1969] | ||||||||||||
Entry | an
![]() | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | taona, herintaona, taona nahaterahana: il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany; il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady [Malzac 1893] | ||||||||||||
Explanations in French | taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo
¶ herintaona: dans un an, afaka her [...] [full text in Rakotonaivo 1993] | ||||||||||||
Updated on 2021/01/30 |
![]() |